Madagasikara: Ho aiza marina? Topy maso sy Dindon'ny 50 taona nahaleovantena

This document was uploaded by one of our users. The uploader already confirmed that they had the permission to publish it. If you are author/publisher or own the copyright of this documents, please report to us by using this DMCA report form.

Simply click on the Download Book button.

Yes, Book downloads on Ebookily are 100% Free.

Sometimes the book is free on Amazon As well, so go ahead and hit "Search on Amazon"

Daraina, Masoarivo, Mandabe Botany, Benato, Lavaraty, Masomeloka, Kiranomena, Sandrakatsy, Antsakabary... Tanàna malagasy avokoa izany ! Santionany fotsiny ireo fa an’ arivony maro no sahala amin'ireo manerana an’i Madagasikara. Tanàna tsy mba fantatry ny fandrosoana sy ny fampandrosoana... Kanefa tsy handroso izany i Madagasikara, raha tsy mahazo ny anjara masoandrogy ny mponina amin' ireny ! 50 taona no nahaleovantena ! Nitondra inona ho ah’ny Malagasy monina any amin’ireny tanàna ireny izany ? Samy manana ny hanitra ho azy ireny tanàna ireny, fa ny itambarany dia ny fahantrana, ny tsy fandriampahalemana, ny fitazanana ny mponina eo ambany vahohon' ny tsy fahalalàna, ny tsy fahampiana na ny tsyff fisian'ny zavatra mety mba hanatsarana ny fiainana, ny tsy fahalalàna fa mba mety ho tsara lavitra noho izao ny fiainana... Saingy... Manao ny ataony ny mpanao politika, ny mpanao fanjakana, ny dahalo an-tsaha sy ambony latabatra, ny mpanararaotra isan-karazany... Tsy lazaina intsony ao anatin'izany ny kolikoly. Mba mamokatra ihany anefa, mba miady mafy amin' ny fiainana, fa... tsy hita be ihany ! Ny ain'olombelona sy ny fananany aza tsy voaaro araka ny tokony ho izy ! Maika moa fa izay zon'olombelona any! Natao mba hampieritreritra ny taranaka malagasy ity boky ity !

Author(s): Johary Rakotonirina
Publisher: Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy (T.P.F.L.M.)
Year: 2011

Language: Malagasy